RANARISON Tsilavo NEXTHOPE : Auteur des 76 Factures et Ordres de Virement de 1 047 060 €, Base de sa Plainte pour Abus de Biens Sociaux contre son Patron Solo, avec Reconnaissance de la Contrepartie Matérielle dans un Email du 25 Avril 2012

Fanadiovana ny asam-pitsarana – Manameloka ny fisian’ny mizana tsindrin’ila i RANDRIANASOLO Jacques Minisitry ny Fitsarana – Ao Raha du 16 avril 2019

Lutte contre la corruption à MadagascarFanadiovana ny asam-pitsarana - Manameloka ny fisian'ny mizana tsindrin'ila i RANDRIANASOLO Jacques Minisitry ny Fitsarana - Ao Raha du 16 avril 2019

Fitsarana tsy mitongilana. Io no tanjona noantitranterin’ ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, nandritra ny fitokanana an’ireo efitrano vaovaon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany, tao Toamasina, omaly.

Toromarika hentitra no nomeny an’ireo mpitsara tao Toamasina taorian’io fitokanana io. Nambarany nandritra ny lahateny fohy nataony fa:

« heloka ny fitanilana amin’ny famoahana didim-pitsarana ». « Rehefa fotsy dia fotsy ary rehefa mainty dia mainty», hoy izy.

Isan’ny antony nananganana an’ity fotodrafitrasa vaovao ity ny tsy fahampian’ ny efitrano fitsarana ao Toamasina. Miteraka fahatarana eo amin’ny fotoam-pitsarana izany, araka ny fanazavana noentin’ireo mpitsara any an-toerana


RANARISON Tsilavo NEXTHOPE en résumé

Most Popular Articles