RANARISON Tsilavo NEXTHOPE : Auteur des 76 Factures et Ordres de Virement de 1 047 060 €, Base de sa Plainte pour Abus de Biens Sociaux contre son Patron Solo, avec Reconnaissance de la Contrepartie Matérielle dans un Email du 25 Avril 2012

Fanadiovana ny asan’ny Fitsarana – Tsy mamindra fo amin’ireo tsimatimanota ny ministra vaovao RANDRIANASOLO Jacques- Ao raha du 23 février 2019

Corruption MadagascarFanadiovana ny asan'ny Fitsarana - Tsy mamindra fo amin'ireo tsimatimanota ny ministra vaovao RANDRIANASOLO Jacques- Ao raha du 23 février 2019

Hihaza an’ireo trondro vaventy. Nahitsy sy hentitra ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasofo Jacques, raha niresaka ny fomba hoentiny manadio ny tontolon ny asan’ny Fitsarana. Nambarany fa: « tsy hisy famindram-po » eo amin’ny dingana hotanterahan’ny Fitsarana amin’ny ady amin’ny kolikoly.

« Hiady amin’ny tsimatimanota isika. Ny madinika hatrany no tratra farany hatramin’izay. Havaditsika amin’izay ny raharaha amin’izao fotoana izao, ary hoenjehina koa ireo lehibe manao kolikoly », hoy ny minisitra mpitana ny  Fitombokasem-panjakana ,omaly, taorian’ny fihanihanana nataon’ireo Tonian’ny mpampanoa lalàna eo anivon’ireo rafi­pitsarana a mbony miisa efatra teny amin’ny Fitsarana tampony, teny Anosy.

Mahatsapa ny minisitra ny Fitsarana vaovao fa « mampihisatra ny fampandrosoana tokony hisy eto Madagasikara izany ». « Mihemotra ireo mpamatsy vola raha mbola manjaka eto amintsika ny kolikol « , hoy hatrany izy.Juliano Randrianja

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE en résumé

Most Popular Articles