RANARISON Tsilavo NEXTHOPE : Auteur des 76 Factures et Ordres de Virement de 1 047 060 €, Base de sa Plainte pour Abus de Biens Sociaux contre son Patron Solo, avec Reconnaissance de la Contrepartie Matérielle dans un Email du 25 Avril 2012

Fiahiahiana kolikoly sy hosoka – Hiakatra fitsarana ny raharaha Mbola Rajaonah – Taratra du 18 janoary 2018

Corruption MadagascarFiahiahiana kolikoly sy hosoka - Hiakatra fitsarana ny raharaha Mbola Rajaonah - Taratra du 18 janoary 2018

Vaovao maro mpanaraka. Nivoaka amin’ny fanginany ny eo anivon’ny Bianco kanilazalaza ny momba ireo antontan-taratasy eo an-tanany amin’izao fotoana izao.Anisan’izany ny «Raharaha Mbola Rajaonah».Efa halefa eny amin’iny fitsarana tsy ho ela ny momba ny « Raharaha MbolaRajaonah » … Mitohy hatrany ny asanay na eo aza ny fiovan’ny fitondrana sy ny resakapolitika », hoy ny tale jeneralin’ny Bianco, Andriamifidy Jean Louis, omaly tetsy Anosy.Nanteriny fa efa nandalo fanadihadiana, ny 15 desambra teo , ity mpandraharaha ity. Niatoizany noho ny fotoam pialan-tsasatry ny fitsarana. Efa miverina miditra miasa ny eoanivon’ny fitsarana amin’izao fotoana izao. « Eta eo am-pamaranana ny antontan-taratasymomba io raharaha io izahay amin’izao fotoana izao ary hatela tsy ho ela any amin’nyfitsarana izany avy eo reheta vita ny tamotorana rehetra »Anisan’ny maha voarohirohy ity tandapa teo aloha ity ny hosoka sy kolikoly. Mazavany nambaran’ny Bianco fa tsy anavahana na iza na iza ny fampiharana ny lalàna. Tsy misyidiran’ny resaka politika na koa fifandimbiasan-toerana eo amin’ny mpitondra izany. « Raharaha Razaimamonjy Claudine »Ankoatra izany, efa maromaro ireo antontan-taratasy ho an’ny taona 2018 eo an-tanan’ny Bianco. »Efa mamarana ny momba ireny izahay izao. Anisan’izany ny momba ny »Raharaha Razaimamonjy Claudine » sy ny hata. Halefa eny amin’ny Fitsarana misahana nyady amin:ny kolikoly (Pac) izany reheta vita », hoy ihany izy.Notsiahivin’ny eo anivon’ny Bianco fa tsy manao fanenjehana izy ireo, saingy manaony famotorana momba ny resaka kolikoly. Manao ny asany araka ny tokony ho izy koa izyireo na eo aza ny tsindry samihafa , indrindra amin’ny haino aman-jery.Synèse R.

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE en résumé

Most Popular Articles