RANARISON Tsilavo NEXTHOPE : Auteur des 76 Factures et Ordres de Virement de 1 047 060 €, Base de sa Plainte pour Abus de Biens Sociaux contre son Patron Solo, avec Reconnaissance de la Contrepartie Matérielle dans un Email du 25 Avril 2012

Ranarison Tsilavo Face à la Police : Les Détails de l’Interrogatoire en Malgache du 22 Juillet 2024

InterrogatoiresRanarison Tsilavo Face à la Police : Les Détails de l’Interrogatoire en Malgache du 22 Juillet 2024

Date de l’interrogatoire : L’an deux mille quinze, le vingt-deux du mois de juillet à quinze heures

Officier de police judiciaire : RATOVONANDRASANA Marcelin, en fonction au Service Central des Investigations Économiques et Financières, assisté du Brigadier de Police Rasolonoela Vonjinirina.

Affaire : RANARISON Tsiriniaina Tsilavo contre Solo ANDRIAM

Motifs de l’accusation : Détournement et recel de biens sociaux, escroquerie, faux et usage de faux.

Objet : PV de Confirmation de Plainte du sieur Ranarison Tsiriniaina Tsilavo

Deux jours seulement après le dépôt de la plainte par Ranarison Tsilavo auprès du procureur général de la cour d’appel d’Antananarivo (PGCA), monsieur Randrianasolo Jacques, la plainte est directement traitée par la police économique. Ce fait soulève une irrégularité importante : le PGCA n’a pas suivi la procédure habituelle de transmission du dossier au procureur de la République. Cette accélération de la procédure pourrait indiquer une intervention extérieure et laisserait supposer un réseau d’influence au sein du système judiciaire malgache, en faveur de Ranarison Tsilavo.


Déclaration de Ranarison Tsilavo :

Tonga eto anatrehanareo Polisy ny tenako hanamafy ny fitoriana izay napetrako ka toy izao ny anton’izany :

Ny taona 2005 dia nanangana ny société antsoina hoe CONNECTIC izaho, ka ny 13 aprily 2007 dia niditra ho mpiara-antoka (associé) ihany koa i Atoa Solo ANDRIAM. Koa satria izy io no nanana ny part majoritaire dia izy no notendrena ho Gérant statutaire, izaho kosa nandray ny Direction des Opérations (ny resaka ara-teknika sy ny Relation miaraka amin’ny clients rehetra), ka i Solo ANDRIAM indray no misahana ny Administratif sy ny Financier rehetra. Nandeha tsara ny fiaraha-miasa tamin’ny voalohany. Telo ny banky izay nampiasain’ny Orinasa dia BNI, BMOI, ary BOA.

Ny volana Septembra 2011 dia nangataka compte associé aho, ary teo aho dia nahatsikaritra fa tsy normale fa tsy nisy vola mihitsy ny orinasa ary nolazain’i Solo aho fa tsy misy vola tombony (dividendes) ho zaraina amiko. Ny taona 2012 dia nanao grève ny mpiasa tao aminay satria tsy nahazo ny prime roa taona nisesy, ary tamin’io dia noroahin’i Atoa Solo avokoa ny mpiasa rehetra miisa roapolo eo ho eo.

Ny volana septambra 2012 dia nahazo confirmation aho fa ilay société EMERGENT NETWORK SYSTEMS izay any France dia misoratra anarana tanteraka amin’i Solo ANDRIAM irery. Araka ny porofo eto ampelatanako mikasika an’io orinasa EMERGENT NETWORK SYSTEM izay any France io, dia toy izao ny zavatra hita ao anatin’ireo factures namoahana volan’i CONNECTIC ireo : Manao facture ny EMERGENT alefa aty amin’ny CONNECTIC Madagascar milaza fa nivarotra Licence logiciels CISCO SYSTEMS. Rehefa nanontaniana an-taratasy ny Cisco dia tsy mahalala akory ny fisian’io EMERGENT io ary nilaza fa ny EMERGENT dia tsy manana alalana hivarotra ny produit sy logiciel eto Madagasikara.

Ny totalim-bola nivoaka hita sy fantatra hatramin’ny volana septambra 2012 dia mitentina 3.663.933.595,79 Ariary (na 1.047.060 euros araka ny fitoriana tany amin’ny tribunal judiciaire de Paris ny volana jolay 2017).

Noho ireo antony ireo dia mitory an’i Atoa Solo ANDRIAM ny tenako noho ny: détournement et recel de biens sociaux, escroquerie, faux et usage de faux sy izay fandikan-dalàna rehetra nataony mifanaraka amin’izany.


Ce rapport souligne l’absence de transmission formelle du dossier au procureur de la République, une anomalie qui pourrait être significative pour la suite de la défense.

Check out our other content

Check out other tags:

Most Popular Articles