Imbiky Herilaza – Magistrat
Ny hamintinako azy aloha angambany dia voalohany hoe ny mpitondra fanjakana izany an tokony mahay mandanjalanja ilay fahefana eo am-pelantanany satria indraindray mety misy tokoa izany ilay fihoaram-pefy fa tokony hodinihqana izany izay fanaovana an’ilay fampiharana ny fahefana izay. Raha ho an’ny mpitsara manokana izany dia, izay foana no averiko ombieny ombieny hoe tokony ho fantatratsika izany hoe anatin’ny fanajana ny lalàna foana io resaka fahaleovantenan’ny mpitsara io. Ny vahoaka no manohana antsika, ny fitondrana no mihaino antsika raha asehontsika fa anatin’ny fahamendrehana sy anatin’ny fanajana ny lalàna izany ny fanatanterahana ny asantsika.