mardi, novembre 12, 2024
9.5 C
Londres

Incendie des copies de l'ENMG

Ministra ny fitsarana teo aloha – Hogadraina noho ny raharaha kolikoly – Gasy Tia tanindrazana du 22 mars 2019

Niakatra teny anivon’ny PAC (Pole Anti-Corruption) ny 15 martsa teo ny raharaha. Tsiahivina fa ny 6-7 febroary 2018 no nanatanterahana ny fifaninana, izay nofoanana...

Ministra ny fitsarana teo aloha – Hogadraina noho ny raharaha kolikoly – Gasy Tia tanindrazana du 22 mars 2019

Niakatra teny anivon’ny PAC (Pole Anti-Corruption) ny 15 martsa teo ny raharaha. Tsiahivina fa ny 6-7 febroary 2018 no nanatanterahana ny fifaninana, izay nofoanana...
spot_imgspot_img

Rasolo Elise – Fisiana sampana boboka anatin’ny rafitra iankinanana raha toa ka ny Minisitry ny fitsarana no voampanga – Les nouvelles du 21 mars...

Toy ny efa tafiditra ao amin’ny fahazarana ny fahenoana, na miaramila izany,  na zandary, na pôlisy voarohirohy noho ny...

La lente lutte contre la corruption comme si le Bianco n’ose pas s’attaquer à des gens qui sont au pouvoir – La gazette...

Et voilà que l’histoire du concours d’entrée à l’école nationale de la magistrature, sordide histoire avec des copies brûlées,  remonte...

Elise RASOLO, ancienne ministre de la Justice, face à la Justice après avoir brûlé les copies du concours de L’ENMG – La gazette DGI...

Madame Elise Rasolo Alexandrine, magistrate et ancienne Garde des Sceaux, Ministre de la Justice pendant le régime Rajaonarimampianina, est...

I Voahangy Rajaonarimampianina no tompon’antoka tamin’ny fandoroana ireo taratasim-panadinana – Telonohorefy du 19 mars 2019

Voaresaka an-gazety sy tamin’ny haino aman-jery maro tato ho ato ny akon’ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahefana ara-panjakana momba ny tohin’ilay...

Rasolo Elise – Fandorona sujet d’examen ENMG – kolo TV du 18 mars 2019

Taorinan’ny nandorana ireo taratasim-panadinana teny amin’ny ENMG, niroso tamin’ny fankana ambavan’ireo olona voakasika izany ny ny tompon’andraikitra, raha nambaran’ny...

Raharaha kolikoly tao amin` ny ENMG Misy minisitra teo aloha voarohirohy – Gasy tia tanindrazana du 18 mars 2019

Niakatra fampanoavana ny zoma lasa teo teny aminny Pole Anti-Corruption (PAC) ny raharaha fifaninana hidirana ao aminny sekoly ambony...